|
|
|
|

Teny iditra1  mandrakizay antaranoana
Singan-teny  2 mandraka, 3 izay, 4 antara, 5 noana
Sokajin-teny  6  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  7 éternellement. [1.3]
Ohatra  8  fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao [2.285#157]
Tovy hevitra  9 mandrakizay alaovalo, mandrakizay doria

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11